Dikan'ny teny : tadiny

Hampiditra dikany hafa
a.: Ny lava-tsofina. - F.-p.: Manentsin-tadiny: manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0647