Dikan'ny teny : tôkatôka

Hampiditra dikany hafa
(Btm) a.: Karazantononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia roba mifbtotra amin'ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074