Dikan'ny teny : tàmbana
Hampiditra dikany hafa
na Tambàna a.: Sampona misakana tsy hanao na hanatanteraka zavatra nokasaina. - t.i.f-: Tambanana. - Tsy ho azon-tsampona, tsy ho azon-tambana: enga anie ka hieren-doza!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha