Dikan'ny teny : sotry
Hampiditra dikany hafa
1.
(t. tr. ) a. : Loza, antambo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny Vono, ka ny vono sotry dia nilazana fàhiny ny fampisotroana tangena ny akoho mba hahafantarana na meloka na tsia ilay tompony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha