Dikan'ny teny : sosialisma

Hampiditra dikany hafa
(fr. socialisme) a.: Fomba fitantanan-karena mikendry ny tombontsoan'ny vahoaka amin'ny alalan'ny fitovizam-pamokarana iombonana, ny fanaovana ho harem-pirenena ny orinasa lehibe ary ny kaoperativa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081