Dikan'ny teny : sorisorena

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Madisadisa, sosotsosotra: Sorisorena be ihany aho ka andeha hivoaka kely aloha. ? Malonilony fa misy tsy mahafaly: Sorisorena izy tamin'ny bedibedy nataonao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159