Dikan'ny teny : sorera
Hampiditra dikany hafa
na Sorery p. t.: Osa sy marezodrezoka, mitavozavoza. - t.i.f. : Misorery / sorerirery. - F.-p.: Mandavo sorery: mody manao mba hanatanterahana izay hevitry ny te-na ;mamono botretra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha