Dikan'ny teny : sorena

Hampiditra dikany hafa
(sory) p. t.: Azon'alahelohelo miaraka amin'ny fahadisadisana: Sorena foana izy hatramin'ny nahalasanan'ny zokiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0501