Dikan'ny teny : sorapotsy

Hampiditra dikany hafa
(Atm) a.: Fomba fanasitranana voalaza ao anatin'ny Sorabe momba ny karazan'aretina samihafa sy ny toe-java-tsarotra eo amin'ny fiainana ilana ny asan'ny hery tsy hita. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079