Dikan'ny teny : songonana
Hampiditra dikany hafa
(songona) mt. ih. (songony): Ihoarana: Nosongonan'ny soavalinao ny soaualiko ka lasa faharoa. ? Sosohana: Nosongonan'ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko. 1 Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha