Dikan'ny teny : songa

Hampiditra dikany hafa
1. fiakarana, mifanohitra amin'ny mijotso. ohatra : Misonga ny fiainana Ahitsio
(05/01/2012 15:04 - Nampidirin'i hery)
2. p. t.: Misokatra kely, tsy misokatra tanteraka: Songa molotra Ravehivavy in Y. - t.i.f.: Songana, asonga, voasonga, tafasonga, manonga, fanonga, mpanonga, anongana, fanongana, misonga, fisonga, mpisonga, isongana, fisongana, mahasonga. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068