Dikan'ny teny : sompitra

Hampiditra dikany hafa
a.: Tsihy nozairina ho toy ny sobiky makadiry mba hitehirizana ny vary akotry. * Ohab,: Mangetaheta ambony lakana, noana am body sompitra: enti-milaza olona mitaraina tsy fisiana nefa eo afovoan'ny fananam-be, na koa olona tsy mahay manararaotra ny soa betsaka eo anoloany na efa ilomanosany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0807