Dikan'ny teny : sombinana
Hampiditra dikany hafa
(sombina) mt, ih. (sombino): Akana, analana ilany kely: Sombino ia hena io. • Roritina, sintonina: Nosombinako ny sofin'ilay zazalahy nandainga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha