Dikan'ny teny : soloky

Hampiditra dikany hafa
a.: Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko. ? Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Nouany ny tarehi-marika tamin'ilay tara(asim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. - t.i.f.: Solokina, asoloky, voasoloky 1 manoloky, fanoloky, mpanoloky 1 anolokiana, fanolokiana I misoloky, fisoloky, mpisoloky I isolokiana, fisolokiana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084