Dikan'ny teny : solohoho
Hampiditra dikany hafa
a.: Lamba na hoditra afono ny rantsana na ny tanana mba hiaro tsy haratra rehefa maka vilona na mijinja vary. ΒΆ M.h.: Arorantsana, efi-tanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha