Dikan'ny teny : soko
Hampiditra dikany hafa
a.: Fakana miafina, fijokoana; fahatongavana mangingina tsy ampoizina; fandehanana tsy an-kiteniteny hitsikilo na hijery taratra. - t.i.f.: Sokoina, asoko, voasoko, sinoko / misoko, fiso- ko, mpisoko 1 isokoana, fisokoana / mahasoko / sokosoko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha