Dikan'ny teny : soketraka
Hampiditra dikany hafa
a : Fipetrahana mi-lamina sy miadana tsara; tsivetraka. 1 t, I f.: Asoketraka, tafasoketraka I manasoketraka, fanasoketraka, mpanasoketraka 1 anasoketrahana, fanasoketrahanal misoketraka, fisoketraka, mpisoketraka / isoketrahana, fisoketrahana / mahasoketraka 1 soketraketraka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha