Dikan'ny teny : sokeraina
Hampiditra dikany hafa
(sokera) mt. ih. (sokerao): Hodidinina avy eo amin'ny lafiny roa na mihoatra: Nosokerain'ny fahavalo ny tanna ka tsy nisy afa-niiefa ny mponina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha