Dikan'ny teny : sodika

Hampiditra dikany hafa
a.: Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona. • Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin'ny rofia. •Fanesorana ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy. 1 Fikendren'ny hitsikitsika 'na n? papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany. ? Fijerijerena taratra ataon'ny mpangalatra alohan'ny hamelezany. 1 Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. - t.i.f.: Sodihina, asodika, voasodika, sinodika, tafasodika / misodika, fisodika, mpisodika/ isodihana, fisodihana / mahasodika / soditsodika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067