Dikan'ny teny : soamalondona

Hampiditra dikany hafa
na Soamalondoka o.: Zavamaniry mitovitovy amin'ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon'ny olona famonoamboalavo. * Ohab.: Avoko no nasaina nohaniny ka soamalondona no nataony be am-bava: enti-milaza ny olona izay tsy mitandrina amin'izay ataony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067