Dikan'ny teny : sivy

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Valo ampiana iray. i t.if.: Sivina, voasivy, sinivy I misivy, fisivy 1 isiviana, fisiviana 1 mahasivy 1 fahasivy 1 ampahasivy 1 intsivy, manintsivy, fanintsivy 1 tsisivisivy 1 hasiviana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065