Dikan'ny teny : siritra
Hampiditra dikany hafa
a.: Fivalanandrano, amany. (Tsy fampiasa afa-tsy amin'ilay fitenenana hoe "tsy ho tay tsy ho siritra": tsy ho azo antenaina hahavita na inona na inona).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha