Dikan'ny teny : sintona

Hampiditra dikany hafa
a,: Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran'ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan'ny rano tondraka. - t.i.f.: Sintonina, asintona, voasintona, sinintona, taf asintona i manintona, fanintona, mpanintona / anintonana, fanintonana / misintona, fisintona, mpisintona ) isintonana, fisintonana / mahasintona / sintontsintona. - F.-p.: Sinto-mahery: fakana zavatra eny amih'olona a-tao an-kery s? ?m-pireharehana. / Sinton-toho: fisarihana am-batravatra tsy misy ahotrahotra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0358