Dikan'ny teny : sinisy
Hampiditra dikany hafa
(sisy) mt. ih. misy tsofoka in: Voasisy, kikisana: Nosinisin'ny voalavo ilay mofo tao anaty harona. •Esorina ny mivohibohitra aminy (hazo fisaka): Efa nosinisinao ue ilay hazo fisaka?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha