Dikan'ny teny : singorana

Hampiditra dikany hafa
(singotra) mt. ih. (singory): Samborina amin' ny tady vavarana, amin'ny teny feno fitaka: Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.059