Dikan'ny teny : sindaka

Hampiditra dikany hafa
ft.: Fihatahana, fisarahana amin'ny maso der. Sendaka). - t.i.f.: Sindahana, asindaka, tafasindaka / misindaka, fisindaka, mpisindaka / isindahana, fisindahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069