Dikan'ny teny : sinaso
Hampiditra dikany hafa
(saso) mt. ih, misy tsofoka in: Voasaso, tambatambazana, kolikolena, saroroina, fitahina amin-kafetsena: Nosinasony teo ilay olona dia nanaiky.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha