Dikan'ny teny : sinasaka

Hampiditra dikany hafa
(sasaka) mt. ih, misy tsofoka in: Voasasaka, sasahina, zaraina roa mitovy: Nosinasaka tsara ilay omby ka ny ilany iasan'ny tao atsimo, ny ilany lasan'ny tao avaratra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1329