Dikan'ny teny : setroka

Hampiditra dikany hafa
a.: Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin'ny zavatra mirehitra ka miseho amin'ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany. 1 p.t.: Voan'ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao. - t.i.f.: Setrohana, na setrohine, asetroka, voasetroira, sinetroka / manetroka, fanetroka, mpanetroka / anetrohana, fanetrohana J mahasetroka / setrotsetroka. * Ohab.: Setroky ny kitay nalainy: voan'ny nataony ihany. ΒΆ M.h.: Mandrora mitsilany, mpivaro-drano tratr' orana, vivy nanitrika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0223