Dikan'ny teny : serizà
Hampiditra dikany hafa
(fr. sergent) a,: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny Serizà-Sefo amboniny sy ny Kaporaly-Sefo ambaniny; mitovy laharana amin'ny Martre faharoa kilasy faharoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha