Dikan'ny teny : seminera

Hampiditra dikany hafa
(fr. séminaire) a: (Fiv. kay.) Toerana anomanan'ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra. / Fiofanan'antokon'olona miaraka, amin'ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na arateknika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067