Dikan'ny teny : seliselena
Hampiditra dikany hafa
na Seloseloina (selisely) mt. ih (seliseleo, sebseloy): Helingelenina amin' ny fandalovana na fipetrahana eo anoloana: MbelĂ ianao fa aza seliseleninao eo i Dadatoanao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha