Dikan'ny teny : sehotra
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Maika te hanao zavatra, liana: Sehotra er? ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy akory. - t.i.f.: Misehotra, fisehotra. ΒΆ M.h.: Liaka, litika, liana, seriny, saliadiaka, salitika, sedika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha