Dikan'ny teny : savoretaka

Hampiditra dikany hafa
ft.: Fipetrahana amin'ny toerana maloto. - t.i.f.: Savoretahina, asavoretaka, voasavoretaka, tafasavoretaka I manasavoretaka, fanasavoretaka, mpanasavoretaka 1 anasavoretahana, fanasavoretahana 1 misavoretaka, fisavoretaka, mpisavoretaka 1 isavoretahana, fisavoretahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065