Dikan'ny teny : savasavana

Hampiditra dikany hafa
(savasava) mt, ih. (sauasauao): Hadihadina, fotopotorana: Savasauany tsara ny zauatra ampianariny. 1 A-lana izay manentsina na manelingelina: Nosauasavanay tsara ilay lobolobo, ka io namitsaka tao ilay kisoa very. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073