Dikan'ny teny : satrahana

Hampiditra dikany hafa
a.: Fakan-kazo fisaka fanao ampinga na sahafa. • Ireo zavatra fisaka roa boribory izay manosika ny rivotra amin'ny tafoforan'ny mpanefy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.016