Dikan'ny teny : saramba
Hampiditra dikany hafa
1.
(Atm) a.: Tovovavy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Ny ankamaroan' ny olona, ny be sy ny maro (matetika no ampiarahina amin'ny hoe "be" izy amin' ity hevitra ity: sarambabe): Tsy olom-bitsy fa ny sarambaben'ny olona mihitsy no mihevitra toa ahy ny amin' io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha