Dikan'ny teny : saotra
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fankasitrahana no-ho ny soa nataon'ny hafa tamin'ny tena. ? Fisarahana amin'ny vady ara-dalàna. * t.i.f.: Voasaotra, sinaotra / misaotra, fisaotra, mpisaotra / isaorana, fisaorana / mahasaotra / saotsaotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Btl) a.: Fivavahana amin'ny Razana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha