Dikan'ny teny : saohana

Hampiditra dikany hafa
(saoka) mt. ih. (saohy): Enti-milaza ny akanjo ampiana saoka: Saohy iny akanjonao iny fa somary teritery eo amin'ny ualahany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066