Dikan'ny teny : sangazona

Hampiditra dikany hafa
a.: Famikirana amin'izay voaray, fandrangotana amin'izay azo ifikirana. - t.i.f. : Sangazonina, asangazona, voasangazona, tafasangazona / manasangazona, fanasangazona, mpanasangazona / anasangazonana, fanasangazonana / misangazona, fisangazona, mpisangazona / isangazonana, fisangazonana / mahasangazona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007