Dikan'ny teny : sandavany

Hampiditra dikany hafa
a.: Ny lavany. * F.-p.: Sandavan-danitra:ny halehiben'ny habakabaka. * h.o.: Teny famalivaliana lava tsisy farany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071