Dikan'ny teny : sandana
Hampiditra dikany hafa
(scinda) mt. ih. (sandao): Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin'ny fifanakalozana: Zavatra mitouy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha