Dikan'ny teny : sama

Hampiditra dikany hafa
1. p. t.: Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin'ny vava tokana ihany: Sama uava. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Karazam-borona sa-hala amin'ny vano. (Phoenicopterus antiquarum) Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075