Dikan'ny teny : salosina
Hampiditra dikany hafa
a.: Fahalalana, fisainana (tsy miasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe "marivo"): Mariuo salosina: kely fisainana, tsy ampy fiheverana sy fahalalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha