Dikan'ny teny : salady
Hampiditra dikany hafa
(fr. salade) a.: Karazan' anana vahiny mitovitovy amin'ny laisoa fa kely, asiana menaka sy vinaingitra na ranom-boasary makirana dia hanina manta.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha