Dikan'ny teny : saingy

Hampiditra dikany hafa
1. ft.: Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian'ny tena. i t.i.f.: Misaingy, fisaingy, mpisaingy / isaingena, fisaingena / mahasaingy / saingisaingy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. p. mt.: Fa: Nanitsy azy ny uato, sa?hgy niondrika izy ka tsy uoa. ΒΆ M.h.: Nefa, sangy, faingy, kanjo, kango. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076