Dikan'ny teny : sahanina
Hampiditra dikany hafa
(sahana) mt. ih. (sahano): Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha