Dikan'ny teny : sahady
Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Enti-milaza fotoana tsy da., fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana. * t.i.f. : Manahady.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha