Dikan'ny teny : safofoka
Hampiditra dikany hafa
a.: Aretin'andoha mahajenjina, mahafanina, ateraky ny fanaviana. ? Fandroadroatran'ny rano mianjera amin'ny riam-bato. * t.i.f : Asafofoka, voasafofoka, tafasafofoka / manasafofoka, fanasafofoka, mpanasafofoka / anasafofohana, fanasafofohana / misafofoka, fisafofoka, mpisafofoka / isafofohana, fisafofohana / mahasafofoka / safofopofoka / mantsafofoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha