Dikan'ny teny : sabotrika
Hampiditra dikany hafa
ft.: Asa ataon'ny reny mambomba na mandrotsirotsy na manolokolo ny zanany. - t.i.f.: Sabotrehina / manasabotrika, fanasabotrika, mpanasabotrika / anasabotrehana, fanasabotrehana 1 misabotrika, fisabotrika, mpisabotrika / isabotrehana, fisabotrehana 1 mahasabotrika 1 sabotribotrika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha